Fampiasana azy: $ curl wttr.in # toetr'andro eo amin'ny toerana misy anao $ curl wttr.in/antananarivo # totr'andro any Antananarivo Karazana toerana azo ampesaina: /fianarantsoa # nom de la ville /~Eiffel+tower # anaran-toerana rehetra /Москва # anarana Unikody na anaran-toerana rehetra amin'ny fiteny rehetra /tnr # kaody ny seranam-piaramanidina (litera 3) /@stackoverflow.com # anarana domaina (rohy) /94107 # Kaody postaly (hoan'ny Etazonia iany) /-78.46,106.79 # coordonnées GPS Toerana somary miavaka: /moon # Dignana ny volana(ampio ,+US ou ,+France raha toa ka misy toerana mitondra anio anarana io) /moon@2016-10-25 # Dignana ny volana hoan'ny daty iray(@2016-10-25) Refy: ?m # rafitra metrika (fampiasain'ny rehetra afatsy ny Amerika Avaratra) ?u # USCS (Fampiasan'ny Etazonia) ?M # mampiseho ny hafainganam-pandehan'ny rivotra amin'ny metatra isan-segondra Fomba fampisehoana: ?0 # androany fotsiny ?1 # androany sy rampitso ?2 # androany miampy roa andro ?n # kinova fohy (atoandro sy ariva fotsiny) ?q # kinova tsotra (tsisy "Vinavina ny totrandro androany") ?Q # version super-silencieuse (pas d'en-tête "Prévisions météo pour", pas de nom de la ville) ?T # séquences d'échappement pour terminaux désactivées (pas de couleurs) Fomba fampisehoana sary PNG: /antananarivo.png # mamoka sary PNG ?p # manisy kadra manodidina ilay seho mivoaka ?t # transparency 150 (fangaraharana 150) transparency=... # fangaraharana ao anatin'ny 0 atramin'ny 255 (255 = tsisy fangaraharana) Manambatra anireo safidy: /antananarivo?0pq /antananarivo?0pq&lang=mg /antananarivo_0pq.png # raha toa ka mampiasa fampisehoana aminn'ny sary PNG dia asina tsipik'ambany `_` manelanelana azy /Rome_0pq_lang=it.png # ireo safidy lava dia sarahina amin'ny tsipik'ambany `_` ian'ny koa Toerana: $ curl fr.wttr.in/antananarivo $ curl wttr.in/antananarivo?lang=mg $ curl -H "Accept-Language: mg" wttr.in/paris Langues supportées: FULL_TRANSLATION (Voadika teny tanteraka) PARTIAL_TRANSLATION (Voadika teny ampahany) URLs particulières: /:help # mampiseho ito pejy ito /:bash.function # sosokevitra fonction bash wttr() /:translation # mampahafantra ny momba ny fandikanteny ao amin'ny wttr.in