From 6cbd84cd9e03e600f52b0a723d1357342b534ace Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: =?UTF-8?q?Arl=C3=A8me?= <60097202+rootkit7628@users.noreply.github.com> Date: Wed, 13 Oct 2021 11:10:05 +0300 Subject: [PATCH] Create mg-help.txt --- share/translations/mg-help.txt | 66 ++++++++++++++++++++++++++++++++++ 1 file changed, 66 insertions(+) create mode 100644 share/translations/mg-help.txt diff --git a/share/translations/mg-help.txt b/share/translations/mg-help.txt new file mode 100644 index 0000000..f55b402 --- /dev/null +++ b/share/translations/mg-help.txt @@ -0,0 +1,66 @@ +Fampiasana azy: + + $ curl wttr.in # toetr'andro eo amin'ny toerana misy anao + $ curl wttr.in/antananarivo # totr'andro any Antananarivo + +Karazana toerana azo ampesaina: + + /fianarantsoa # nom de la ville + /~Eiffel+tower # anaran-toerana rehetra + /Москва # anarana Unikody na anaran-toerana rehetra amin'ny fiteny rehetra + /tnr # kaody ny seranam-piaramanidina (litera 3) + /@stackoverflow.com # anarana domaina (rohy) + /94107 # Kaody postaly (hoan'ny Etazonia iany) + /-78.46,106.79 # coordonnées GPS + +Toerana somary miavaka: + + /moon # Dignana ny volana(ampio ,+US ou ,+France raha toa ka misy toerana mitondra anio anarana io) + /moon@2016-10-25 # Dignana ny volana hoan'ny daty iray(@2016-10-25) + +Refy: + + ?m # rafitra metrika (fampiasain'ny rehetra afatsy ny Amerika Avaratra) + ?u # USCS (Fampiasan'ny Etazonia) + ?M # mampiseho ny hafainganam-pandehan'ny rivotra amin'ny metatra isan-segondra + +Fomba fampisehoana: + + ?0 # androany fotsiny + ?1 # androany sy rampitso + ?2 # androany miampy roa andro + ?n # kinova fohy (atoandro sy ariva fotsiny) + ?q # kinova tsotra (tsisy "Vinavina ny totrandro androany") + ?Q # version super-silencieuse (pas d'en-tête "Prévisions météo pour", pas de nom de la ville) + ?T # séquences d'échappement pour terminaux désactivées (pas de couleurs) + +Fomba fampisehoana sary PNG: + + /antananarivo.png # mamoka sary PNG + ?p # manisy kadra manodidina ilay seho mivoaka + ?t # transparency 150 (fangaraharana 150) + transparency=... # fangaraharana ao anatin'ny 0 atramin'ny 255 (255 = tsisy fangaraharana) + +Manambatra anireo safidy: + + /antananarivo?0pq + /antananarivo?0pq&lang=mg + /antananarivo_0pq.png # raha toa ka mampiasa fampisehoana aminn'ny sary PNG dia asina tsipik'ambany `_` manelanelana azy + /Rome_0pq_lang=it.png # ireo safidy lava dia sarahina amin'ny tsipik'ambany `_` ian'ny koa + +Toerana: + + $ curl fr.wttr.in/antananarivo + $ curl wttr.in/antananarivo?lang=mg + $ curl -H "Accept-Language: mg" wttr.in/paris + +Langues supportées: + + FULL_TRANSLATION (Voadika teny tanteraka) + PARTIAL_TRANSLATION (Voadika teny ampahany) + +URLs particulières: + + /:help # mampiseho ito pejy ito + /:bash.function # sosokevitra fonction bash wttr() + /:translation # mampahafantra ny momba ny fandikanteny ao amin'ny wttr.in